Salamo 117:1-2 MG1865 - Bible AI

1[Fiantsoana izao firenena rehetra izao hidera an'i Jehovah] Miderà an'i Jehovah ry firenena rehetra; Miderà Azy, ry olona rehetra.Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.

2Fa lehibe ny famindram-pony amintsika; Ary mandrakizay ny fahamarinan'i Jehovah. Haleloia.

Public Domain
/div>